Fiainana mandrakizay

Ny fiainana mandrakizay dia fiainana sambatra mitohy tsy manam-pahataperana, araka ny finoan' ny olona sy ny fampianaran' ny fivavahana sasany. Ilazana ny fiainana sambatra mitohy aorian' ny fahafatesana izany. Ao amin' ny fivavahana kristiana no tena ampianarana azy amin' izao, nefa misy fivavahana hafa koa ahitana izany. Ny fiainana mandrakizay dia fiheverana teolojika jiosy sy kristiana momba an' Andriamanitra sy ny olombelona.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search